Genesisy 7:22 MG1865

22 Izay rehetra nanam-pofonaina teo am-bavorony, avy tamin'izay rehetra teo amin'ny tany maina, dia maty avokoa.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 7

Jereo Genesisy 7:22 amin'ny teny manodidina.