Genesisy 7:4 MG1865

4 Fa raha afaka hafitoana, Izaho handatsaka ranonorana ambonin'ny tany efa-polo andro sy efa-polo alina; ary ny zavatra velona rehetra izay, nataoko dia haringako tsy ho ambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 7

Jereo Genesisy 7:4 amin'ny teny manodidina.