Genesisy 8:13 MG1865

13 Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona fahiraika amby enin-jato, dia ritra ny rano teo ambonin'ny tany; ary nanaisotra ny tafon'ny sambo-fiara Noa ka nijery, ary, indro, efa maina ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:13 amin'ny teny manodidina.