Genesisy 8:22 MG1865

22 Raha mbola maharitra koa ny tany, dia tsy hanam-pitsaharana ny taom-pamafazana sy ny taom-pijinjana, ary ny hatsiaka sy ny hafanana ary ny fahavaratra sy ny ririnina,ary ny andro sy ny alina.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:22 amin'ny teny manodidina.