Genesisy 8:5 MG1865

5 Ary ny rano dia mbola nihena niandalana hatramin'ny volana fahafolo; tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahafolo dia niseho ny tampon'ny tendrombohitra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:5 amin'ny teny manodidina.