Genesisy 9:12 MG1865

12 Ary hoy Andriamanitra: Izao no famantarana ny fanekena izay ataoko ho amiko sy ho aminareo mbamin'ny zava-manan'aina rehetra eo aminareo hatramin'ny taranaka fara mandimby:

Vakio ny toko manontolo Genesisy 9

Jereo Genesisy 9:12 amin'ny teny manodidina.