17 Ary hoy Andriamanitra tamin'i Noa: Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko ho amiko sy ho amin'ny nofo rehetra ambonin'ny tany.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 9
Jereo Genesisy 9:17 amin'ny teny manodidina.