Genesisy 9:22 MG1865

22 Ary hitan'i Hama, rain'i Kanana ny fitanjahan'ny rainy, dia nambarany tamin'ny rahalahiny roa lahy teo ivelany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 9

Jereo Genesisy 9:22 amin'ny teny manodidina.