Genesisy 9:28 MG1865

28 Ary ny andro niainan'i Noa taorian'ny safo-drano dia dimam-polo amby telon-jato taona.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 9

Jereo Genesisy 9:28 amin'ny teny manodidina.