1 Hitsangana eo ambonin'ny fitazanako aho Ary hijoro eo ambonin'ny manda, Hiandry hahitako izay holazainy amiko Sy izay havaliko amin'ny fitarainako.
Vakio ny toko manontolo Habakoka 2
Jereo Habakoka 2:1 amin'ny teny manodidina.