Habakoka 2:10 MG1865

10 Efa namoron-tsaina izay hahatonga henatra ho an'ny taranakao ianao, Dia ny handringanana firenena maro; Ary nankahà-doza hihatra amin'ny ainao ianao.

Vakio ny toko manontolo Habakoka 2

Jereo Habakoka 2:10 amin'ny teny manodidina.