3 Fa ny fahitana dia mbola ho amin'ny fotoan'andro, Ary mikendry ny farany izy ka tsy ho diso; Eny, na dia mitaredretra aza izy, andraso ihany, Fa ho avy tokoa izy ka tsy hijanona.
Vakio ny toko manontolo Habakoka 2
Jereo Habakoka 2:3 amin'ny teny manodidina.