Habakoka 3:13 MG1865

13 Mivoaka hamonjy ny olonao Hianao, dia hamonjy ny voahosotrao; Torotoroinao ny tapenaky ny tranon'ny ratsy fanahy, Ka ahariharinao hatreo an-tenatenany ny fanorenany. [sela]

Vakio ny toko manontolo Habakoka 3

Jereo Habakoka 3:13 amin'ny teny manodidina.