Habakoka 3:17 MG1865

17 Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva, Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha, Na dia vonoina aza ny ondry ao amin'ny vala, Ary tsy misy omby ao am-pahitra,

Vakio ny toko manontolo Habakoka 3

Jereo Habakoka 3:17 amin'ny teny manodidina.