Habakoka 3:5 MG1865

5 Eo alohany no andehanan'ny areti-mandringana, Ary areti-mandripaka no mivoaka avy eo aoriany.

Vakio ny toko manontolo Habakoka 3

Jereo Habakoka 3:5 amin'ny teny manodidina.