13 Ary hoy Hagay: Raha misy maloto amim-paty mikasika ireo, moa ho tonga maloto koa va ireo? Dia namaly ny mpisorona nanao hoe: Ho tonga maloto ireo.
Vakio ny toko manontolo Hagay 2
Jereo Hagay 2:13 amin'ny teny manodidina.