18 Masìna ianareo, hevero ny hatramin'izao andro anio izao no ho mankary, dia hatramin'ny andro fahefatra amby roa-polo amin'ny volana fahasivy, eny, hevero hatramin'ny andro nanorenana ny tempolin'i Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Hagay 2
Jereo Hagay 2:18 amin'ny teny manodidina.