3 Iza no mbola sisa aminareo, izay nahita ity trano ity tamin'ny voninahiny taloha ? Fa manao ahoana kosa ny fahitanareo azy izao? Moa tsy toy ny tsinontsinona eo imasonareo ity?
Vakio ny toko manontolo Hagay 2
Jereo Hagay 2:3 amin'ny teny manodidina.