Isaia 1:18 MG1865

18 Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehovah: Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, Dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, Na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, Dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 1

Jereo Isaia 1:18 amin'ny teny manodidina.