6 Hatramin'ny faladia ka hatramin'ny loha dia tsy misy izay tsy marary, Fa ratra sy dian-kapoka ary fery vao; Tsy mbola voaporitra, na voafehy, na voalemin'ny diloilo izy.
Vakio ny toko manontolo Isaia 1
Jereo Isaia 1:6 amin'ny teny manodidina.