Isaia 10:14 MG1865

14 Ary tahaka ny fakàna ny ao amin'ny akanim-borona no nakan'ny tanako ny haren'ny firenena; Ary tahaka ny famory atody nilaozan-dreniny no namoriako ny any amin'ny tany rehetra, Ka tsy nisy nikopaka elatra, na nisoka-bava, na nikiakiaka.

Vakio ny toko manontolo Isaia 10

Jereo Isaia 10:14 amin'ny teny manodidina.