Isaia 10:16 MG1865

16 Koa izany no anateran'ny Tompo, dia ny Tompon'ny maro, fahahiazana amin'ny tremalahiny; Ary ao ambanin'ny voninahiny dia hisy mirehitra toy ny firehitry ny afo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 10

Jereo Isaia 10:16 amin'ny teny manodidina.