22 Fa na dia tahaka ny fasika any amin'ny ranomasina aza ny isan'ny Isiraely olonao, dia izay sisa aminy ihany no hiverina; Voatendry ny fandringanana izay hanafotra ho famaliana marina;
Vakio ny toko manontolo Isaia 10
Jereo Isaia 10:22 amin'ny teny manodidina.