Isaia 10:27 MG1865

27 Ary amin'izany andro izany dia ho afaka eo an-tsorokao ny entany ary ny bao fitondrany ho afaka amin'ny vozonao, ary ho tapaka ny bao fitondrana noho ny fihatavezany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 10

Jereo Isaia 10:27 amin'ny teny manodidina.