Isaia 11:4 MG1865

4 Fa hotsarainy amin'ny fahamarinana ny malahelo; Ary homeny rariny ny mpandefitra amin'ny tany; hamely ny tany amin'ny tsorakazon'ny vavany Izy, ary ny fofonain'ny molony no hamonoany ny ratsy fanahy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 11

Jereo Isaia 11:4 amin'ny teny manodidina.