Isaia 11:6 MG1865

6 Ary ny amboadia hiara-mitoetra amin'ny zanak'ondry; Ny leoparda hiara-mandry amin'ny zanak'osy; Ary ny zanak'omby sy ny liona tanora sy ny ombikely mifahy hiray toerana, Ary ny zazakely no hiroaka azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 11

Jereo Isaia 11:6 amin'ny teny manodidina.