Isaia 12:2 MG1865

2 Indro, Andriamanitra no famonjena ahy; dia hatoky aho, fa tsy mba hatahotra; Fa Jehovah Tompo no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 12

Jereo Isaia 12:2 amin'ny teny manodidina.