Isaia 12:4 MG1865

4 Ary hiteny ianao amin'izany andro izany ka hanao hoe: Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany, ampahafantaro any amin'ny firenena ny asany. Ampahatsiarovy fa efa misandratra ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 12

Jereo Isaia 12:4 amin'ny teny manodidina.