Isaia 13:3 MG1865

3 Izaho efa nandidy ny nohamasiniko, eny, efa niantso ny lehilahy maheriko aho, dia ireo mibitaka amim-pireharehana, hahatanteraka ny fahatezerako.

Vakio ny toko manontolo Isaia 13

Jereo Isaia 13:3 amin'ny teny manodidina.