11 Efa navarina ho etỳ amin'ny fiainan-tsi-hita ny tabihanao mbamin'ny feon'ny valihanao; Kankana no ilafihanao, ary olitra no mandrakotra anao.
Vakio ny toko manontolo Isaia 14
Jereo Isaia 14:11 amin'ny teny manodidina.