Isaia 14:13 MG1865

13 Ary ianao efa nanao anakampo hoe: Any an-danitra no hiakarako, ary ambonin'ny kintan'Andriamanitra no hanandratako ny seza fiandrianako; Dia hipetraka eo an-tendrombohitra; fivoriana any am-parany avaratra aho;

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:13 amin'ny teny manodidina.