Isaia 14:9 MG1865

9 Taitra ny fiainan-tsi-hita any ambany noho ny aminao mba hitsena anao amin'ny fihavianao; Mamoha ny matoatoa hitsena anao izy, dia ireny bibilahy rehetra tambonin'ny tany; Aingainy hiala amin'ny seza fiandrianana ny mpanjakan'ny firenena rehetra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:9 amin'ny teny manodidina.