Isaia 16:12 MG1865

12 Ary rehefa miseho Moaba ka sasatra ao amin'ny fitoerana avo. Ary mankao amin'ny fitoerany masina mba hivavaka, dia tsy hahazo na inona na inona izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 16

Jereo Isaia 16:12 amin'ny teny manodidina.