Isaia 17:7 MG1865

7 Amin'izany andro izany dia hanandrandra ny Mpanao azy ny olona, ary ny masony hijery ny Iray Masin'ny Isiraely,

Vakio ny toko manontolo Isaia 17

Jereo Isaia 17:7 amin'ny teny manodidina.