Isaia 18:3 MG1865

3 Ry mponina rehetra amin'izao tontolo izao sy mpitoetra etỳ ambonin'ny tany! Raha misy faneva atsangana eo an-tampon-tendrombohitra, dia mijere ianareo, ary raha misy anjomara tsofina, dia mihainoa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 18

Jereo Isaia 18:3 amin'ny teny manodidina.