Isaia 18:6 MG1865

6 Dia hafoy avokoa izy ho an'ny vorona mpihaza eny an-tendrombohitra sy ho an'ny biby eny ambonin'ny tany; ary ny vorona mpihaza handany fahavaratra any; Ary ny biby rehetra ambonin'ny tany handany ririnina any.

Vakio ny toko manontolo Isaia 18

Jereo Isaia 18:6 amin'ny teny manodidina.