Isaia 2:11 MG1865

11 Ny fiandranandran'ny mason'ny zanak'olombelona dia haetry, Ary ny fiavonavonan'ny olona hatao mitanondrika; Fa Jehovah ihany no hisandratra amin'izany andro izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 2

Jereo Isaia 2:11 amin'ny teny manodidina.