Isaia 2:20 MG1865

20 Amin'izany andro izany dia harian'ny olona Ho an'ny voalavo sy ny manavy Ny andriamani-bolafotsiny sy ny andriamani-bolamenany Izay nataony hiankohofany eo anatrehany

Vakio ny toko manontolo Isaia 2

Jereo Isaia 2:20 amin'ny teny manodidina.