Isaia 2:22 MG1865

22 Mitsahara, fa aza mitoky amin'ny olona; Fa fofonaina foana no eo am-bavorony, Ka hatao zinona izy?

Vakio ny toko manontolo Isaia 2

Jereo Isaia 2:22 amin'ny teny manodidina.