Isaia 20:4 MG1865

4 dia ho toy izany no hitondran'ny mpanjakan'i Asyria ny Egyptiana ho babo sy ny Etiopiana ho sambotra, na tanora na antitra, samy tsy hitafy sady tsy hikiraro no tsy hisarom-pe, ho henatr'i Egypta.

Vakio ny toko manontolo Isaia 20

Jereo Isaia 20:4 amin'ny teny manodidina.