Isaia 22:18 MG1865

18 Dia hovolavolainy toy ny kodiarana ka hahodiadiany ho any amin'ny tany malalaka; Dia any no hahafaty anao, ary ho any koa ny kalesin'ny voninahitrao ry ilay henatry ny mpianakavin'ny tomponao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 22

Jereo Isaia 22:18 amin'ny teny manodidina.