Isaia 22:3 MG1865

3 Niara-nandositra ny lehibenao, nafatotra tsy amin-tsipìka izy; Izay rehetra hita tao aminao dia niara-nafatotra, na dia nitady handositra lavitra aza.

Vakio ny toko manontolo Isaia 22

Jereo Isaia 22:3 amin'ny teny manodidina.