11 Jehovah ô, avo ny tananao, nefa tsy jeren'ireo; Tsy maintsy hojereny ihany anefa ny fahasaro-piaronao amin'ny olonao, ka ho menatra izy; Eny, afo no handevona ny fahavalonao.
Vakio ny toko manontolo Isaia 26
Jereo Isaia 26:11 amin'ny teny manodidina.