Isaia 26:13 MG1865

13 Jehovah Andriamanitray ô, tsy Hianao ihany no efa nampanompo anay, fa tompo hafa koa; Nefa Hianao irery ihany no ahazoanay mankalaza ny anaranao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 26

Jereo Isaia 26:13 amin'ny teny manodidina.