Isaia 26:15 MG1865

15 Nampitombo ny firenena Hianao, Jehovah ô, Eny, nampitombo ny firenena Hianao ka nahazo voninahitra ho Anao; Nitarinao halalaka avokoa ny faritry ny tany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 26

Jereo Isaia 26:15 amin'ny teny manodidina.