Isaia 26:8 MG1865

8 Koa amin'ny lalan'ny fitsaranao, Jehovah ô, no iandrasanay Anao, ny anaranao sy ny fahatsiarovana Anao no irin'ny fanahinay.

Vakio ny toko manontolo Isaia 26

Jereo Isaia 26:8 amin'ny teny manodidina.