Isaia 28:13 MG1865

13 Ary ny tenin'i Jehovah dia ho tonga didy anampy didy aminy tokoa, eny, didy anampy didy, fitsipika anampy fitsipika, fitsipika anampy fitsipika; Kely etỳ, ary kely erỳ, mba hanaovany dia mianotra, ka ho torotoro izy sy hofandrihana ary hosamborina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 28

Jereo Isaia 28:13 amin'ny teny manodidina.