Isaia 28:2 MG1865

2 Indro, ny Tompo manana izay mahery sady matanjaka, tahaka ny rivo-kavandra sy ny tafio-drivotra mandoza; Koa tahaka ny fandriaky ny rano be manafotra no hanjerany azy mafy ho amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 28

Jereo Isaia 28:2 amin'ny teny manodidina.