Isaia 28:21 MG1865

21 Fa Jehovah hitsangana tahaka ny teo amin'ny tendrombohitra Perazima, ho tezitra tahaka ny teo amin'ny lohasahan'i Gibeona Izy, mba hanaovany ny asany tsy ilay fanaony mandrakariva anefa, ary hahavitany ny ataony tsy ilay vitainy mandrakariva anefa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 28

Jereo Isaia 28:21 amin'ny teny manodidina.