Isaia 29:1 MG1865

1 Lozan'i Ariela, lozan'i Ariela, Tanàna nitoeran'i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingeringerina ny andro firavoravoana;

Vakio ny toko manontolo Isaia 29

Jereo Isaia 29:1 amin'ny teny manodidina.